Teny iditra mitanina andro (tanina, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mipetraka amin' ny toerana azon' ny hainandro tsara mba hahazo hafanana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to warm oneself in the sun [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay se chauffer au soleil [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/02