Teny iditra mitao (tao)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to prepare to go to war [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   faire des préparatifs pour aller en guerre [Hallanger 1974]
Endriteny  
mitao
nitao
hitao
mitaova

Teny iditra mitao
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitondra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitao
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mangataka [Rakotosaona 1972]

2012/09/23