Teny iditra mitapy (tapy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitapy
nitapy
hitapy
mitapia

Teny iditra mitapy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mihahy [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
mitapy
nitapy
hitapy

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/14