Teny iditra mitara
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mandoro, mirehitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitara
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandinika tsara, mitsikilo [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06