Teny iditra mitaratra (taratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mijery fitaratra [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] mitsikilo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy to shine on something and be reflected; to look while shading the eyes; to examine by X-ray [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay se réfléchir comme la lumière sur l'eau; regarder en abritant les yeux du soleil; se regarder dans un miroir; radiographier [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mitaratra
nitaratra
hitaratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31