Teny iditra mitaria (taria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao resaka lava: Nitaria momba ny famadihana teo i dadatoa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay causer longuement [Abinal 1888]
Endriteny 
mitaria
nitaria
hitaria
mitariava

Teny iditra mitaria (taria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mikapoka [Rakotosaona 1972]

2013/11/07