Teny iditra mitari-tongotra
Singan-teny mitarika ; tongotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy afa-manainga tongotra fa manakisaka azy fotsiny noho ny havizanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25