Teny iditra mitaroka (taroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitaroka
nitaroka
hitaroka
Teny mitovy hevitra mitarotaroka

Teny iditra mitaroka (taroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] mikapoka [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mitaroka
nitaroka
hitaroka

2013/05/14