Teny iditra mitarotaroka (tarotaroka (taroka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having tender shoots [Richardson 1885]
Famaritana frantsay avoir de jeunes pousses, pousser [Abinal 1888]
Endriteny 
mitarotaroka
nitarotaroka
hitarotaroka
Teny mitovy hevitra mitaroka
Teny nalaina 

2014/09/03