Teny iditra mitata
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Mahafaly] mikepoka, manamasina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitata
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] mitsodrano, miantso ny razana
¶ misorona [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] mitsondrano [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] miantso razana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitata
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] mivavaka (raha jentilisa) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitatà
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitsapatsapa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitata
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manangona [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06