Teny iditra mitatana (tatana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be in front, as soldiers leading an attack [1.2]

Teny iditra mitatana (tatana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To divide money, to distribute money or food [1.2]
Ohatra Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy: [2.293]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitatana, mitatan-, mitatam-, mitata-
Ny lasa : nitatana, nitatan-, nitatam-, nitata-
Ny hoavy : hitatana, hitatan-, hitatam-, hitata-
Filaza mandidy : mitatàna

Teny iditra mitatàna (tatana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitatana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31