Teny iditra mitatao (tatao)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tanosy] miloloha [Rakotosaona 1972]
   Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be overhead (of the sun) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   être au dessus de la tête (se dit du soleil) [Hallanger 1974]
Endriteny  
mitatao
nitatao
hitatao
mitataova
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2012/09/23