Teny iditra |
mitatatata
(tatatata)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Maneno mafy toy ny an' ny basy mitefotefoka, ny langorony velezina: Nitatatata ny basy marovava ka natahotra daholo ny manodidina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | résonner comme un tambour, comme les pas d'un cheval qui gallope; galloper [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mitatatatà
(tatatata)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitatatata
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|