Teny iditra mitatavoka (tatavoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Potraka, mianjera mitsotra mivalandotra: Nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro izy ka nitatavoka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitatavoka
nitatavoka
hitatavoka

2010/05/14