Teny iditra mitati-bolana (tatitra, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mandeha milaza amin' ny lehibe izay rehetra ataon' ny sasany entina hanaratsiana azy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay rapporter [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31