Teny iditra mitava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Mahafaly] homana, mihinana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitolona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] miady mifampikapoka sy mifampitora-defona [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06