Teny iditra mitefaka (tefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mamely tehamaina [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
mitefaka
nitefaka
hitefaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14