Teny iditra mitefintefina (tefintefina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Basivava, misalovana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitefintefina
Ny lasa : nitefintefina
Ny hoavy : hitefintefina
Filaza mandidy : mitefintena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20