Teny iditra |
mitehina
(tehina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8]
|
Ohatra | Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitehina |
Ny lasa : |
nitehina |
Ny hoavy : |
hitehina |
Filaza mandidy : |
mitehena |
|
Kamban-teny |
|
|