Teny iditra mitehin-kiho (tehina, kiho)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana, mitehina amin' ny moja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have the arms akimbo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay appuyer les poings sur les hanches [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2012/09/24