Teny iditra mitemitra (temitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy temitra: Tiako ny ahy ny trano mitemitra noho ny trano miloko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To have the walls covered with mats or paper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont les murs sont tapissés de nattes ou de papiers [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitemitra
Ny lasa : nitemitra
Ny hoavy : hitemitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20