Teny iditra miteniteny (teniteny (teny))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: mamisavisa ~ miangano ~ miarira ~ miasa vava ~ mibedibedy ~ mikamenona ~ mikaramentsona ~ milazalaza ~ mimentsomentsona ~ mipendimpendina ~ mipentsompentsona ~ mitanisanisa ~ mitantara ~ miteniteny ~ mitsatsaingona ~ miventy [1.1]
Ohatra 
1lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana. [2.895]
2Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
3Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22