Teny iditra mitentina (tentina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa takariva
Mitsentsina: Soa ihany fa nitentina tsara ilay lakana ka tsy misy rano tafiditra na pitiny kely aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be spotted or colored; to be caulked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être tacheté; être calfaté [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitentina
Ny lasa : nitentina
Ny hoavy : hitentina
Filaza mandidy : mitentena
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20