Teny iditra miteny (teny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka tan, na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha
¶ Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao
¶ Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo
¶ Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo ".
Mitovy hevitra: latsa-bava ~ loabolana ~ milaza ~ miloa-bava ~ miloa-peo ~ mivolana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to speak, to tell; to admonish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parler, dire; admonester [Hallanger 1974]
Endriteny 
miteny
niteny
hiteny
mitenèna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/07/24