Teny iditra mitery (tery)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mitery
nitery
hitery
mitere
Teny nalaina 

Teny iditra mitery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] manery [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31