Teny iditra | mitetika (tetika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena ¶ Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra ¶ Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
mandidy na manapatapaka madinika [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | couper en petits morceaux [SLP 1986] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitetika io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |