Teny iditra mitety (tety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro
Mamisavisa, milaza tsirairay: Mitety razana [1.1]
Ohatra Mitety ireo faritra rehetra ireo mpitory. [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitety
Ny lasa : nitety
Ny hoavy : hitety
Filaza mandidy : miteteza
Kamban-teny 

Teny iditra mitety
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mamangy [1.78]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21