Teny iditra mitevika (tevika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manana sofina voatevika: Efa mitevika sahady ny zandriny roa volana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitevika
Ny lasa : nitevika
Ny hoavy : hitevika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31