Teny iditra mitevy (tevy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mikapa hazo [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [Rakotosaona 1972]
 Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitevy
nitevy
hitevy
mitevea
Teny nalaina 

2013/05/21