Teny iditra mitiatiatra (tiatiatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midoboka misy akony nifamalivaly: Mitiatiatra izany varatra izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitiatiatra
Ny lasa : nitiatiatra
Ny hoavy : hitiatiatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05