Teny iditra mitifitra (tifitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifi-borona
Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao
Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitifitra
Ny lasa : nitifitra
Ny hoavy : hitifitra
Filaza mandidy : mitifira
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05