Teny iditra mitikintikina (tikintikina (tikina))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika be avona sy kevokevoka [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitikintikina
nitikintikina
hitikintikina
mitikintikìna

Teny iditra mitikintikìna (tikintikina (tikina))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitikintikina [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/08