Teny iditra mitily (tily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mitsikilo [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mandinika [Rakotosaona 1972]
 Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
¶ Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo
Mitovy hevitra: manao andry maso ~ manarangarana ~ manazangazana ~ mandry tsy aman' afo ~ miambina ~ miandry ~ mijery fandry ~ mikendry ~ mitaratra ~ mitsikilo ~ mizaha taratra [Rajemisa 1985]
 manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay guetter [SLP 1986]
Endriteny 
mitily
nitily
hitily
mitilia

Teny iditra mitily
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] misidintsidina, manidina avo [Rakotosaona 1972]

2014/09/28