Teny iditra mitody (tody)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   tonga eo amin'ny fitodiana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Tonga an-tseranana: Amin' ny i jolay [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to arrive (of a vehicle, a ship or a plane) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arriver à destination (se dit des véhicules, des avions et des navires) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitody
nitody
hitody
mitodia

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/24