Teny iditra | mitofefika (tofefika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihilana, miraika, mirona, mitady hihohoka: Nitofefikany lakana ka natahotra izaitsizy aho [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitofefika io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |