Teny iditra mitohaky (tohaky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] mihomehy manao feo dohàka [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mihomehy, mitokelaka [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mitokelaka [Rakotosaona 1972]

2009/09/01