Teny iditra mitohana (tohana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manohana [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté [Abinal 1888]
Ny bikany  
mitohana
nitohana
hitohana

Teny iditra mitohana (tohana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   être constipé [Abinal 1888]
   constipation [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  
Ny bikany  
mitohana
nitohana
hitohana

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/24