Teny iditra mitohatra (tohatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitohatra
Ny lasa : nitohatra
Ny hoavy : hitohatra
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20