Teny iditra mitoka (tokàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihomehy, mitokelaka toa maneso
Manao feo toa mampiseho hagagàna fatratra miharo hafaliana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitokaka
Ny lasa : nitokaka
Ny hoavy : hitokaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20