Teny iditra mitoka-monina
Singan-teny mitokana ; monina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mivelona tsy mifangaroharo amin' ny hafa [1.1]
 Tsy mifandray amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay S'isoler [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04