Teny iditra mitokana (tokana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona
Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitokana
Ny lasa : nitokana
Ny hoavy : hitokana
Filaza mandidy : mitona
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mitokàna (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04