Teny iditra mitokantokana (tokantokana (tokana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetrapetraka irery fa tsy mba miaraka amin' ny hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitokantokana
Ny lasa : nitokantokana
Ny hoavy : hitokantokana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31