Teny iditra | mitokan-trano | |
Singan-teny | mitokana ; trano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1] | |
Ohatra | Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana;
[2.48] | |
Fivaditsoratra | mikaton-trano, mitokan-trano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |