Teny iditra mitoko (toko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao
Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitoko
Ny lasa : nitoko
Ny hoavy : hitoko
Filaza mandidy : mitokoa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11