Teny iditra |
mitokona
(tokona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
|
Ohatra |
1 | Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona.
[2.470]
|
2 | Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany.
[2.471]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitokona |
Ny lasa : |
nitokona |
Ny hoavy : |
hitokona |
Filaza mandidy : |
mitokòna |
|
|
Teny iditra |
mitokòna
(tokona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|