Teny iditra mitola (tola)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tofoka
¶ Miraika kely, mirona, mihilana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitola
nitola
hitola

Teny iditra mitola
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mianjera (hazo, trano) [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06