Teny iditra mitolatola (tolatola (tola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihevingevina, midoladola [Rajemisa 1985]
 [ mitôlatôla ] [Bezanozano] midoladola, mihetsiketsika [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
mitolatola
nitolatola
hitolatola

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/23