Teny iditra mitolotra (tolotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandevina
Manolotra, mahafoy: Nitolo-batana ny fahavalo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitolotra
Ny lasa : nitolotra
Ny hoavy : hitolotra
Filaza mandidy : mitolora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20