Teny iditra mitomany homana
Singan-teny mitomany ; homana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mety afa-po fambola mitaraindraina ihany hahazo bebe kokoa na dia efa eo am-pihinanana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16