Teny iditra mitombana (tombana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitombana
nitombana
hitombana
mitombàna

Teny iditra mitombaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] miasa tany amin'ny angady [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitombàna (tombana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitombana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/19